|
|
|
|

Entry1  Ilay fasan-tsakaiza tiana
Elementary words  2  ilay, 3  fasana, 4  sakaiza, 5  tiana
Part of speech  6  name (poem title) [Full list]
Vocabulary  7  Literature: poems
Author  8  Ny Avana
Full text  9  Hodidinin'alam-bero,
10  tsy an-tanin-tena akory;
11  ry mpandalo ! itsero
12  'ty zatovo mampahory!

13  Solon-dray mba manoloana,
14  solon-dreny mahazatra:
15  rafi-bato mikitoana ,
16  tany mena ambony tratra,

17  ranon'ando mangatsiaka,
18  danik'andro mahamay,
19  rivodrivo-mitsoriaka,
20  ary lolo miolomay !

21  Nefa kosa italanjony,
22  ry mpandalo, igagao:
23  ny anjely any ambony
24  tonga koa mitsidika ao!

Updated on 2025/09/13