Entry | 1 horompotsy |
Elementary words | 2 horona, 3 fotsy |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Ahitra karazana horona, maniry mitambabe eny amoron-drano na ankeniheny, lava ravina, mafy taho, atao fanafoana trano, ary noho izy malefaka kokoa noho ny horona dia anaovana sesi-kidoro koa [1.1] |
Explanations in French |
6 (de horona et fotsy : blanc). Nom de diverses des Poaceae poussant en touffes, mais différentes des horona. Ce sont surtout : Pennisetum pseudotriticoides A. Camus. (Poaceae) Identité déjà signalée par Bosser. [Merina] Sporobolus africanus (Poir.) Robyns & Tournay et Sporobolus pyramidalis P.Beauv.( Poaceae) [Bara] Nom donné aussi, depuis peu, à l'herbe aux éléphants africaine, introduite et cultivée, Pennisetum typhoideum Rich. Nom illégitime (Poaceae) synonyme de Pennisetum spicatum (L.) Körn.(Poaceae). Voir aussi foiambazaha . [Merina, Betsileo] [1.196] |
Examples |
7 Ngetan' ny main-tany ny ahi-maitso an-tanety ka horompotsy marefo.
[2.470#117]
8 Lazao ny Komandy hanatona ahy hatoroko hevitra, hoy ilay zatovo sady nandady tao anaty horompotsy izy. [2.895#] |
Vocabulary | 9 Botany |
Scientific name |
|
Updated on 2025/09/13 |
![]() |