Entry hohy
Part of speech noun
Malagasy definition Fihadiana tany mitsi-poretika sady tsy lasa lalina; fihadiana ny tany etsy sy eroa amin' ny tanana na ny tongotra; fangatahana tsy misy fiatoana hahazoana na hahafantaran-javatra. [Rajemisa 1985]
Derivations 

2009/02/23