|
|
|
|

Entry1  hohazana
Root  2 hohy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Hadina tsy lalinaloatra amin' ny tanana na tongotra: Hohazan' ny saka ny tany.
5 Fokarina: Nohohazan' ny akohonareo ny vomanganay.
6 Tadiavina, karohina ho fantatra: Nohohazan-dRakoto ilay zavatra noresahintsika, fa tsy niteny aho na indraim-bava aza. [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Updated on 2025/09/12