Entry manohy (hohy)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   mihady amin' ny hoho na amin-java-maranitra; manokatra [Rajemisa 1985]
French translation   creuser avec les griffes ou avec un instrument, déterrer [Abinal 1888]
Morphology  
manohy
nanohy
hanohy
manohaza

Entry manohy (tohy)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   manampy, manalava: Tsy fanao, hoy ny Ntaolo, ny manohy rofia ny foly mena
¶ tsy manapaka na mampijanona ny efa natomboka: Mbola hanohy ny diany hatrany Salazamay izy ~ Lasa nanohy ny fianarany any Toulouse izy [Rajemisa 1985]
French translation   ajouter, unir, continuer [Abinal 1888]
Morphology  
manohy
nanohy
hanohy
manohiza

Entry mañohy
Part of speech   active verb
Malagasy definition   mihehy [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
Synonyms   mañoehy

Entry manohy
Part of speech   active verb
Malagasy definition   maka tantely ao amin'ny tohotra [Tanosy] [Rakotosaona 1972]
Morphology  
manohy
nanohy
hanohy
manohiza

Updated on 2016/02/18