|
|
|
|

Entry1  hodibalaza
Elementary words  2 hoditra, 3 balaza
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Fono na saron' ny balaza, izany hoe ilay sosony voalohany amin' ny hoditra etỳ ivelany mandrakotra ny balaza; manify izy io ary moramihofakofaka, nefa mora maniry koa [1.1]
6 (hodi-balaza) hoditra ivelany manify mora miepaka [1.13]
Explanations in French  7 pellicule, peau, écorce [1.13]
Synonyms  8 hodibalazana

Updated on 2025/09/12