|
|
|
|

Entry 1  balaza
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Ilay sosona faharoa amin' ny hoditra anaty; matevina izy io ary ao anatiny no misy ireo kitapo kely mitahiry menaka izay manamandina ny hoditra sy ny volo [1.1]
Vocabulary  4  Biology
Combinations  5  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word balaza

Updated on 2026/04/19