Entry hirihiry
Part of speech noun
Malagasy definition Fihenahenana tsy miteny na mihetsika; fandavana jadona amin' izay lazaina azy; fanehoana di-doha tsy hanaraka ny hevitry ny hafa. [Rajemisa 1985]
Derivations 
Morphology 
hirihiry
hirihiriko
hirihirinao
hirihiriny
hirihirintsika
hirihirinay
hirihirinareo
hirihirin'
hirihirin-
hirihirim-
-kirihiry

2010/09/19