| Entry (1/2) | 1 hirihiriny |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Tana izy tsy misy fangarony; izy tsy mbola nisy fanampiny hafa: Raha vao mahita Malagasy mahay mandanjalanja sy tia fihavanana aho, dia hoy aho hoe "Izany ka mbola Malagasy hirihiriny [1.1] |
| Explanations in English |
4 genuine, unadulterated, pure [1.7] |
| Explanations in French |
5 vrai, tout à fait cela [1.8] |
| Entry (2/2) | 6 hirihiriny |
| Root | 7 hirihiry |
| Part of speech | 8 noun hirihiry and pronoun |
| Updated on 2025/09/12 |
|