Entry (1/3) | 1 hirana |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana Hirika na loaka idiran' ny fahazavana Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra. |
Explanations in English |
9 [1.7] a glimmer of light |
Explanations in French |
10 [1.8] rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté |
Synonyms | 11 hirangirana |
Entry (2/3) | 12 hiraña |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 [1.78] [Tanala]
karazan'akondro kely mavomavo no sady mamy be. |
Vocabulary | 15 Botany: fruit |
Entry (3/3) | 16 hirana |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 [1.78] [Bara]
anaran-gidro |
Synonyms | 19 hira |
Tables and plates |
20 The Lemurs |
Anagrams | 21 arahin, hanari, hanary, hanira, harain, harani, harany, harian, harina, hiaran, hirana, hiraña, iharan, nahary, nahira, narahi, nihara, rahani, rahany, rahina, rihana |
Updated on 2025/08/22 |
![]() |