Entry hirava (rava)
Part of speech future of active verb mirava
Examples 
1Ary tampimasoandro no atao vao izay no hirava ny vahoaka. [Callet: Tantara, page 261]
2Nony hirava ka nampiditrany entany ilay ankizy, tsy tao intsony ny vola. [Andraina: Mitaraina, page 56]

Entry Hira va?
Part of speech expression
Compound words, titles, names 

Entry Hira va?
Part of speech name (book or play title)
Author Razakandraina Jean Verdi Salomon, 1948
Vocabulary 
Tables and plates All the titles

Updated on 2020/07/31