| Entry | 1 hira gasy |
| Elementary words | 2 hira, 3 gasy |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 entina milaza ny kabary, dihy, hira arahim-pihetsehana, ataon' ny olona maromaro iray tarika eny an-kalamanjana [1.1] |
| Examples |
6 Izay aho vao mba nahita akaiky mpanao hiragasy.
[2.332#]
7 Nataony maresaka mihitsy, nanasany ny lafy valo ary niantsoany mpanao hiragasy. [2.332#] |
| Updated on 2025/09/12 |
|