Entry hindrahindra
Part of speech noun
Malagasy definition fanaingana amin' ny sandry ny zazakely lalaovina na rotsirotsina : fanandratana sady fanetsiketsehana ny zavatra ampideraina [Ravelojaona 1937]
 rotsirotsy famalifaliana; fanasohasoana amin' ny doka na tambitamby; fikarenjirenjena, fipelipelehana [Rajemisa 1985]
English definition playfulness, wantonness [Hallanger 1973]
French definition action de folâtrer, de balancer [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 action de remuer [Abinal 1888]
Derivations 
Synonyms sahindrahindra

Entry hindrahindra
Part of speech adjective
English definition playful, frisky [Hallanger 1973]
French definition qui folâtre [Hallanger 1974]

2019/08/17