| Entry (1/2) | 1 fanindrahindrana |
| Root | 2 hindrahindra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanaingana zavatra amin' ny tanana roa mba hampisehoana azy ho hita sy hoderain' ny olona; fanasoasoana: Loza loatra ny fanindrahindrana ny lehibe sasany [1.1] |
| Entry (2/2) | 5 fanindrahindrana |
| Part of speech | 6 noun |
| Explanations in Malagasy |
7 fandokadokafana [1.13] |
| Explanations in French |
8 éloge [1.13] |
| Updated on 2025/09/12 |
|