|
|
|
|

Entry1  helodrano
Elementary words  2 heloka, 3 rano
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Fivilian-drano izay toa iangonan' ny rano noho ny toerana tsy mahitsy
6 (helo-drano) ilazana ny rano mitsopaka any afovoan' ny tany izay lalovan' ny ony [1.1]
Proverbs  7  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02