Entry hazondrano (hazo, rano)
Part of speech noun
Malagasy definition Hazo fahita any amin' ny ala atsinanana, mety ho lava, nefa matetika antonontonony ihany, mazavazava ny volony ary fanaovana zavamaneno indrindra (amponga, gitara...) sy rafikazo samihafa vola. (Ilex mitis) [Rajemisa 1985]
English definition  [Tanala] a tree from which the poles of gentlemen's palanquins are made. Elodendron (?) sp. Same as lampivahitra and mangibary [Richardson 1885]
Vocabulary 
Scientific name Ilex mitis
Synonyms lampivahitra ~ mangibary
Quotes 

Entry hazondrano (hazo, rano)
Part of speech noun
English definition  [Betsileo] a kind of rush used in making mats and baskets. Scirpus corymbosus, Heyne. Same as forona [Richardson 1885]
Vocabulary 
Scientific name Scirpus corymbosus
Synonyms forona

2016/02/27