Entry hazolava (hazo, lava)
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] fiandrasampaty [Rakotosaona 1972]
  [Bara] hatairana [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] vonjy loza (haintrano, dorotanety, ets) [Rakotosaona 1972]
 Antso fanao raha misy fahatairana lehibe, toy ny fahatongavan' ny fahavalo, fanamian' ny jiolahy [Rajemisa 1985]

Entry hazolava (hazo, lava)
Part of speech noun
French definition appellation botanique: Neobeguea mahafaliensis [Rakotovao: Bois]
Vocabulary 
Scientific name Neobeguea mahafaliensis
Synonyms andy ~ bemahova ~ fipy

Entry Hazolava (hazo, lava)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Toponymy hazo, lava

2013/12/06