|
|
|
|

Entry1  hatairana
Root  2 taitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fihetseham-po mahita na mandre zavatra tampoka tsy nampoizina: Mifoha amim-pahatairana
5 Fivadiham-po: Tsy hita holazaina ny fahatairako nahita ilay ombalahy be tandroka roa metatra teo anoloako [1.1]
Synonyms  6 fahatairana

Anagrams  7 ahiratana, hatairana, 8 iharatana

Updated on 2025/09/12