|
|
|
|

Entry1  hazo boboka
Elementary words  2 hazo, 3 boboka
Part of speech  4  noun
Explanations in English  5 touchwood, so called, perhaps, because it is prepared by soaking in the rain [1.2#94]
Examples  6  Hazo boboka hianjera [2.1022#]
7  Miantehitra amin' ny hazo boboka? [4.27#]
8  Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy, tany mihanjaka ny ao anatiny, ary ny varavarana, hazo boboka, raha donina mafimafy dia mihintsana. [2.472]

Updated on 2025/09/12