Entry havana akaiky (havana, akaiky)
Part of speech expression
Malagasy definition havana izay mifanakaiky ny fihavanany, toy ny iray tampo, ny zanaky ny iray tampo, sns.. [Rajemisa 1985]
English definition A near relative. [Richardson 1885]
 close relatives [Hallanger 1973]
French definition proches parents [Rajemisa: Vakoka]
 parents proches [Hallanger 1974]
Vocabulary 

2010/06/04