| Entry | 1 hatsika |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fiantsoana olona atao amin' ny fihetsiky ny tanana na ny loha mba hanatonany.
4 famaikana ny fem-basy. [1.1] |
| Explanations in English |
5 the movement of the hands or fingers in beckoning, etc. note that the hand is held with the palm downward. Comp hofa..
[1.2] 6 beckoning with the hand (palm downward). [1.7] |
| Explanations in French |
7 appel fait avec la main.
[1.8] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 18 hatsika, 19 hitsaka |
| Updated on 2025/09/19 |
|