| Entry (1/2) | 1 fanatsihana |
| Root | 2 hatsika |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fiantsoana amin' ny fihetsiky ny loha na ny tanana; famahanana, famaikana ny fembasy [1.1] |
| Entry (2/2) | 5 fanatsihana |
| Part of speech | 6 noun |
| Explanations in Malagasy |
7 fitaovana misy makarakara entina mampitsika ny rano [1.13] |
| Explanations in French |
8 égouttoir [1.13] |
| Anagrams | 9 fanatsihana, 10 fanitsahana |
| Updated on 2025/09/12 |
|