| Entry (1/3) | 1 fanatsika |
| Root | 2 hatsika |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Azo antsoina amin' ny tanana na ny loha; fomba entina manatsika, miantso [1.1] |
| Entry (2/3) | 5 fanatsika |
| Root | 6 tsika |
| Part of speech | 7 noun |
| Explanations in Malagasy |
8 Fomba entina manatsika, manatantavana, mampanorika tsikelikely avy ao anaty zavatra mba hanala ny faikany [1.1] |
| Entry (3/3) | 9 fanatsika |
| Root | 10 tsika |
| Part of speech | 11 adjective |
| Explanations in Malagasy |
12 Azo tsihina [1.1] |
| Anagrams | 13 afantsika, 14 fanatsika, 15 fanitsaka, 16 fitsakana |
| Updated on 2025/09/12 |
|