|
|
|
|

Entry1  harerahana
Root  2 reraka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  4 épuisement, découragement, pauvreté [1.3]
Examples  5  Manao tsy dia salama loatra aho, hoy Rasoa nampiseho harerahana teny amin' ny endriny. [2.529]
6  Noho ny harerahana tamin' ny dia, noho ny Tranovola mbola eo am-pamitana azy tsy ho ela, dia miandry tononandro tsara isika. [2.528]

Updated on 2025/09/12