Entry hanta
Part of speech noun
Malagasy definition Angolangola na fihetsika somary amboamboarina raha mangata-javatra noho ny fitokiana fitiavana; fiangaviana na fitarainana hahazoana zavatra na hahazoana manao ny sitraky ny fo noho ny fitokiana fitiavana; fanaovana angolangola hahazoana tombompitia: Tokony ho voafefin' ny fanajana mandrakariva ny hantahanton' ny ankizy. [Rajemisa 1985]
English definition indulgence [Hallanger 1973]
French definition action de tout accorder [Hallanger 1974]
Derivations 
Synonyms hantahanta
Quotes 

2011/04/04