|
|
|
|

Entry1  hantaina
Root  2 hanta
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Angatahina mafy erỳ: Hantain' ny zanako aoka izany ny saribakolin' i Fara kelinao.
5 Omena ny zavatra rehetra angatahiny, ampanaranim-po amin' izay rehetra tadiaviny: Hantainao loatra io zanakao io ka hahantra ianao any aoriana. [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10 hantaina, 11 ihantana, 12 tanahina

Updated on 2025/11/11