Entry ahanta (hanta)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Enti-milaza ny olona entina hangatahan-javatra na ny zavatra entina hampihantan-jaza: Mofo sy vatomamy foana no ahantan-drainy an' i Fara kely [Rajemisa 1985]
Morphology  
ahanta
ahantako
ahantanao
ahantany
ahantantsika
ahantanay
ahantanareo
ahantan'
ahantan-
ahantam-
nahanta
nahantako
nahantanao
nahantany
nahantantsika
nahantanay
nahantanareo
nahantan'
nahantan-
nahantam-
hahanta
hahantako
hahantanao
hahantany
hahantantsika
hahantanay
hahantanareo
hahantan'
hahantan-
hahantam-
ahantao

Updated on 2010/05/14