| Entry | 1 handrin-tany |
| Elementary words | 2 handrina, 3 tany |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 entina milaza ny tokotany sy ny lalana izay mafy sy tsy mba maniry ahitra noho izy diavina matetika.
[1.1] |
| Explanations in French |
6 talus.
[1.13] |
| Examples |
7 Nasiana lavaka mitovy amin' ny zinga eo amin' ny handrintany.
[2.356#]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|