Entry (1/2) | 1 hambo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fiheverana ny tena ho ambony; firehana ho tsy mitovy amin' ny hafa amin' ny zavatra rehetra; filazana ho mahay zavatra tsy hay; fandokafan-tena tafahoatra: Olona be hambo Rakoto ka tsy hanaiky ny hifona aminao |
Explanations in English |
4 [1.7] pretense, imposture |
Explanations in French |
5 [1.8] prétention, imposture |
Examples |
6 [2.69#] hianao tsy lany hambo, izaho tsy very avona;
7 [1.369#] Izany dia midika ho fananana saina misokatra lalandava, mailo lalandava, be fanetren-tena, be fahatoniana, tsy ahitana hambo mihitsy. 8 [2.436#] Be hambo tokoa izy ka tsy mba firy no maniry hihinam-potsiny na hanantena haren-drafozana, fa lehilahy hianefitra ka tsy maintsy vonona amin' izay hiseho rehetra. |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Entry (2/2) | 23 hambo |
Part of speech | 24 adjective |
Explanations in Malagasy |
25 [1.78] tonta [Taisaka]
|
Explanations in French |
26 [1.82] vieux (objets) [Taisaka]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |