|
|
|
|

Entry1  fihamboana
Part of speech  2  noun
Root  3  hambo
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiheverana ny tena ho ambony; filazana ny tena ho manana zavatra na toetra tsy ananana; fisehoana ho hafa noho ny tena toetran' ny tena: Fihamboana fotsiny ny azy milaza ho be diplaoma fa tsy nahita fianarana firy akory izy

Anagrams  5 fihamboana, 6 mahabifona

Updated on 2025/09/12