| Entry | 1 hamavoina |
| Root | 2 mavo |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atao tsinontsinona, haratsina, esoina: Hamavoiny daholo ny olona rehetra [1.1] |
| Explanations in English |
5 to be despised [1.7] |
| Explanations in French |
6 qu'on méprise [1.8] |
| Examples |
7 ary mandrakariva dia hamavoina mandritra ny andro ny anarako.
[2.996]
|
| Morphology |
|
| Synonyms | 12 mavoina |
| Analogs | 13 vasohina, atao tsinontsinona, esoina, tebahina, fanatsizarizariana, zimbazimbaina, fotsifotsina, tsiratsiraina |
| Anagrams | 14 hamaivano, 15 hamavoina |
| Updated on 2025/09/12 |
|