| Entry | 1 tebahina |
| Root | 2 tebaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Esoina, haratsiana, kianina: Tsy zakako mihitsy ny nataony fa notebahiny teo imason' ny olona teo aho.
5 Atao tsinontsinona, tsizarizarina, zimbazimbaina, fotsifotsina: Izao no todin' ny nataonao fa notebahinao ny anatra natao anao. [1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|