|
|
|
|

Entry1  hamamiana
Root  2 hamy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny zavatra mamy, hatsiro: Fary lava tsy lany hamamiana. [1.1]
Explanations in French  5 la douceur. [1.3#211]
Examples  6  Nasiana feony izy ary mbola tsy lany hamamiana hatramin' izao. [2.285#]
7  hamamiana misy poizina matetika ka tsy maintsy hitandreman-tena fatratra. [2.470#]
8  Ka angaha hiala tsiny izahay, hiafana(ii5) ny amin' ny momba fandraisanareo io izay tsy laninay hamamiana toa sakafo manitra an-tranon' andriana izany, telina tsy hainay ritina hasina. [2.245#]
Synonyms  9 hamamy
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Anagrams  11 hamamiana, 12 mahamaina, 13 Mahanaima

Updated on 2025/11/02