|
|
|
|

Entry1  hamamy
Root  2 hamy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny zavatra mamy, hatsiro: Fary lava tsy lany hamamiana [1.1]
Explanations in French  5 la douceur [1.3#211]
Examples  6  fa fary lava tsy lany hamamy, ary vary amin-dronono tondrahan-tantely, ka sitraka sy telina avokoa. [2.588#]
Synonyms  7 hamamiana

Anagrams  hamamy, 8 mamahy, 9 mamiha, 10 mimaha

Updated on 2025/09/12