Entry halohalika (ha-, lohalika)
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   Hatreo amin' ny lohalika ny halaliny: Vao halohalika ny rano ka azo robohina tsara [Rajemisa 1985]
English translation   Depth of the knee [Richardson 1885]
   Up to the knees [Richardson 1885]
French translation   Il y a de l' eau jusqu' au genou [Veyrières 1913]
Examples  
1Natonton-dRaivato Ibonia ka difotra halohalika; [Dahle: Angano, page 32]
2Hany sisa tsy novonoina, hono, dia ny "zaza halohalika no midina. [Randriamamonjy: Tantara, page 444]
Compound words, titles, names  

Updated on 2017/08/07