Entry haloa > aloaka (loaka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina mandoaka: Homamanta no naloakany itỳ hazo itỳ [1.1]
Morphology 
Present : aloaka, aloako, aloakao, aloany, aloatsika, aloakay, aloakareo, aloak', aloa-
Past : naloaka, naloako, naloakao, naloany, naloatsika, naloakay, naloakareo, naloak', naloa-
Future : haloaka, haloako, haloakao, haloany, haloatsika, haloakay, haloakareo, haloak', haloa-
Imperative : aloahy
Compound words 

Anagrams 

Entry haloa > aloa (loa)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Zavatra efa nohanina avoaka amin' ny vava indray: Naloan' ny marary ny sakafo nohaniny anikeheo
Efaina (vola): Azonao aloa tsikelikely ny vidin' itỳ bisikileta itỳ raha tianao [1.1]
Explanations in English To be vomited; to be paid [1.7]
Explanations in French Qu'on vomit; qu'on paie [1.8]
Examples 
1Aloa ny vidiny na atao kaonty. [1.236]
2Arakaraka ny halavan'ny resaka no mahabe ny vola aloa. [2.117]
Morphology 
Present : aloa, aloako, aloanao, aloany, aloantsika, aloanay, aloanareo, aloan', aloan-, aloam-
Past : naloa, naloako, naloanao, naloany, naloantsika, naloanay, naloanareo, naloan', naloan-, naloam-
Future : haloa, haloako, haloanao, haloany, haloantsika, haloanay, haloanareo, haloan', haloan-, haloam-
Imperative : aloavy
Compound words 

Entry haloa > aloa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Moka [1.78]
Vocabulary 
Synonyms aloe

Anagrams 

Entry haloa > aloatra (loatra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Avoaka avy anaty zavatra: Vary fotsy mifatsifatsy no naloatran' i neny avy ao anaty vilany [1.1]
Explanations in French Ce dont on se sert pour tirer le contenu d'une marmite [1.3]
Examples Nampisotroina rano matetitetika i Manana, nefa izay nomena azy, toa naloany daholo. [2.472]
Morphology 
Present : aloatra, aloatro, aloatrao, aloany, aloatsika, aloatray, aloatrareo, aloatr', aloa-, aloatry
Past : naloatra, naloatro, naloatrao, naloany, naloatsika, naloatray, naloatrareo, naloatr', naloa-, naloatry
Future : haloatra, haloatro, haloatrao, haloany, haloatsika, haloatray, haloatrareo, haloatr', haloa-, haloatry
Imperative : aloary

Anagrams