| Entry | 1 aloatra |
| Root | 2 loatra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Avoaka avy anaty zavatra: Vary fotsy mifatsifatsy no naloatran' i neny avy ao anaty vilany [1.1] |
| Explanations in French |
5 ce dont on se sert pour tirer le contenu d'une marmite [1.3] |
| Examples |
6 Nampisotroina rano matetitetika i Manana, nefa izay nomena azy, toa naloany daholo.
[2.472]
|
| Morphology |
|
| Anagrams | 11 alaotra, Alaotra, 12 aloatra |
| Updated on 2025/10/14 |
|