Entry halaza (laza)
Part of speech future of adjective malaza
English definition will be renowned [3.1]
French definition sera célèbre [3.1]
Examples 
1Ny teraka vola-miakatra kosa: halaza na hahery. [Ndemahasoa: Antakay, page 157]
2Ny taranak' izy ireo, halaza eny amin' ny firenena; [Baiboly: 29.61.9]
3Teo no nisantarana nihirana voalohany indrindra ilay hira halaza aty aoriana, manao hoe : " Chante et danse la Bohême Faria, faria. [Ravelomanana: Lalana, page 67]

Entry halaza
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taifasy, Taimoro, Taisaka] kary [Rakotosaona 1972]
French definition  [Taisaka] chat sauvage [Deschamps 1936]
 animal voisin du fosa, tigré comme lui (au contraire du rangòka), qui est de pelage uni), sans doute de la famille des Viverridés; taille d'un chat (inférieure à celle du fanaloka), queue plus longue que celle du fanaloka [Beaujard 1998]
Vocabulary 
Other spellings 

2019/08/17