|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mangaka
Root  2 haka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Mazavazava ratsy: Mangaka ny lanitra amin' ny dimy maraina
5 Maina (fiteny amin' ny tanda izay tsaroana toa maimaina any anatiny any): Mangaka izany ny tendako azon' ilay vovoka nandalorana [1.1]
Explanations in English  6 light, brilliant, luminous, dimly conspicuous. [1.2]
Combinations  7 mena mangaka

Entry (2/2) 8  manka
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10 misy faritra mitriatra kely nefa tsy vaky tanteraka [1.13]
Explanations in French  11 fêlure, fêlé [1.13]

Anagrams  12 makanga, mangàka, mangaka

Updated on 2026/03/07