Entry haisoratra (hay, soratra)
Part of speech noun
Malagasy definition Fahaizana mandinika ny soratra, fahalalana momba ny soratra: Hivoaka atsy ho atsy ny tantaran' ny haisoratra malagasy [Rajemisa 1985]
English definition prose [Hallanger 1973]
French definition prose [Hallanger 1974]
 littérature [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 
Examples 
1Tantaran ny Haisoratra malagasy, Fizarana I. [Rabemolaly: Fary]
2Raha fintinina izany, dia azo lazaina fa tsy mitovy velively ny lanjan'ny fanabeazan'ny harivolana eo amin'ny fiarahamonina miaina amin'ny teny, sy ny an'ny haisoratra ao amin'ny fiarahamonina fehezin'ny soratra. [Razafiarivony: Harivolana]

2019/08/17