Entry vetivety
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Tsy ela, haingana ihany: Hiverina vetivety aho ka aza miala eto foana ianao [Rajemisa 1985]
English definition   in an instant, in a little while [Hallanger 1973]
French definition   dans un instant, tout de suite; bientôt [Hallanger 1974]
Examples  
1Vetivety foana dia indro nisy olona niseho. [Rajohanesa: Kintana]
2Saingy niova vetivety teo ny fitiavany nony nandroso kely ka nahatazana zavatra hafa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 103]
Synonyms   vetivetika
Quotes  

Entry vetivety
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] fieritreretana [Rakotosaona 1972]

2018/10/04