|
|
|
|

Entry1  hahelika
Elementary words  2 hatra, 3 helika
Part of speech  4  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  5 Hatreo amin' ny helika ny halaliny: Mitandrema sao lasan' ny riana fa hahelika ny rano [1.1]
Explanations in English  6 Up to the armpits [1.2]
Explanations in French  7 Jusqu'aux aiselles [1.3]
8 Il y a de l' eau jusqu' aux aisselles [2.415]
Examples  9  fa nitsoaka Ibonia, ka nasiany kosa Iraivato ka latsaka hafotopeny, ka nitsoaka indray Raivato, ka natontony kosa indray Ibonia ka latsaka hahelika. [2.69]
Vocabulary  10  Space

Updated on 2025/11/17