Entry | 1 habetsahana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 betsaka |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Hamaroana be: Tsy hita isa ny habetsahan' ny kintana |
Explanations in English |
8 [1.2, 1.7] a number or quantity |
Explanations in French |
9 [1.3] la multitude, l'abondance 10 [1.8] nombre, quantité |
Examples |
11 [4.27#] Raha ny momba ny faritra hafa indray dia tsara raha arahina ilay fanao mahazatra momba ny tahiry sy ny habetsahana 12 [1.320#] Ny lalàna no mamaritra ny habetsahana, ny fepetra ary ny fombafomba fanomezana ny tambin-karama omena ireo olo-manan-kaja nantsoina hisahana andraikitra maha olom-boafidy |
Synonyms | 13 fahabetsahana, habetsaka |
Anagrams | 14 ahabetsahan, habetsahana, nahabetsaha |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |