| Entry (1/2) | 1 habakabaka |
| Root | 2 habaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Ny mangoana tsy misy afa-tsy rivotra manodidina ny tany, izay toa andohalambo miloko mangamanga manarona ny tany no fijery azy, antsoina koa hoe lanitra amin' ny fiteny mahazatra:
5 Mahavariana ny fidadasiky ny habakabaka / Mihalontralona eny amin' ny habakabaka ny kintana [1.1] |
| Explanations in English |
6 amplitude, space, the sky, the firmament.
[1.2] 7 the skies, the firmament [1.7] |
| Explanations in French |
8 le ciel, firmament
[1.8] |
| Examples |
9 Tsy namaly aho fa ny habakabaka maty masoandro no notazaniko.
[2.471#]
10 Ny tany, ny habakabaka, ny rano dia samy ifamoivoizana avokoa. [2.117#] 11 Jereo ny rahon' ny habakabaka fa mbola mety manopy manja ihany; [1.233#ririninanyandro] 12 Ny masonao no itiavako iny [h]abakabaka|abakaba iny / Sa ny masonao no tiako dia ny [h]abakabaka|abakaba-manga! [1.287] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 16 habaka |
| All compound words | 17 fitaterana an' habakabaka |
| Proverbs | 18 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 19 habakabaka |
| Part of speech | 20 noun |
| Explanations in French |
21 derrière d'un boeuf.
[Tankarana]
[1.19] |
| Vocabulary | 22 Zoology: (in general) |
| Updated on 2025/11/17 |
|