| Entry | 1 granita |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 vato vandana mainty [1.13] |
| Explanations in French |
4 granit [1.13] |
| Examples |
5 Ny fanambanin' ny havoana dia vatolampy granita vaky.
[2.649#]
6 kraomita any Andriamena, manjarano any amin' ny morontsiraka Atsinanana sy manodidina an' i Moramanga, marbra sy granita any Ambatofinandrahana, tsy tenenina ny toerana fitrandraham-bato maro manakaiky ny renivohitra amina fepetra heverin' ny maro fa mampisalasala. [4.27#] |
| Vocabulary | 7 Geology |
| Synonyms | 8 vatomainty, vatorano |
| Analogs | 9 granitika |
| Anagrams | 10 angitra, 11 granita, 12 tangary |
| Updated on 2025/09/12 |
|