|
|
|
|

Entry1  vatomainty
Elementary words  2 vato, 3 mainty
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Karazam-bato mainty fahita betsaka eto amin' ny Nosy, heverina ho avy amin' ny fivainganan' ny mineraly niempo fahizay. [1.1]
6 vato vandana mainty. [1.13]
Explanations in French  7 granit. [1.4.fr#397, 1.13]
Examples  8  ny sasany kosa vao mitsoitsoy miakatra avy ao anaty rano, ary angamba ao anaty rano ao mbola mikintrana tahaka ny vatomainty. [2.587#]
Vocabulary  9  Geology
Synonyms  10 granita, vatorano

Updated on 2025/09/12