|
|
|
|

Entry1  gagilahy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 (fahasimban' ny hoe gigalahy) Kingalahy, famantsilahy, sifotra antitra [1.1]
4 Mr. Richardson nihevitra ity ho fiovan' ny hoe gagalahy;
5 mompera Malzac kosa milaza azy ho fiovan' ny hoe gigalahy.
6 Samy tsy re eto Imerina anefa ireo; ny heno matetika dia ny hoe gaigilahy, gaigibe.
7 Koa ataonay fa ny marina dia izao: fiovan' ny hoe gaigilahy izy.
8 Ny heviny dia fandokafana hoe: kanto, fatratra, fetsy, kinga mahay. Toy izany koa ny hoe gaginy. [1.10]
Explanations in English  9 Same as adalalahy Probably a corruption of gagalahy [1.2]
Explanations in French  10 (corruption de gigalahy), qui a l'expérience, consommé dans [1.3]

Anagrams  gagilahy, 11 gigalahy

Updated on 2025/11/17