| Entry | 1 adalalahy |
| Elementary words | 2 adala, 3 lahy |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in English |
5 A clever fellow; anything very strong, and astonishing. [1.2] |
| Explanations in French |
6 énorme, excellent dans son genre, en bien ou en mal [1.3] |
| Examples |
7 Malain-kanasoa harem-bady ny adalalahy.
[2.470#]
8 Saika ny aiko no niala, hoy ny adalalahy. [1.251#lasanialohalalana] 9 Ndrisika, hoy i Kadadra, sady mba nitsetra ny adalalahy, malahelo an'ialahy aho, ry Fandrava. [2.895#] |
| Updated on 2025/09/12 |
|