| Entry | 1 fotsy rora |
| Elementary words | 2 fotsy, 3 rora |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 ilazana ny olona tsy ankatoavina ny anatra na torohevitra omeny: Aza atao fotsy rora ireo ray aman-dreninareo! [1.1] |
| Explanations in English |
6 used of one who cannot be believed, or one whose words are disregarded. [1.2] 7 who speaks but is not listened to [1.7] |
| Explanations in French |
8 dont les ordres sont négligés [1.8] |
| Synonyms | 9 fotsy teny |
| Anagrams | 10 fisarotro, 11 fotsy rora |
| Updated on 2025/09/12 |
|