| Entry | 1 akondro afontsy |
| Elementary words | 2 akondro, 3 afontsy |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 (afontsy na akondro afontsy) karazan' akondro vaventy voa, vanona tsara eny ankalamanjana.
[1.10#A.155] |
| Explanations in English |
[akondroaFONtsy]
6 a variety of banana which grows well in open spaces..
[1.2] |
| Vocabulary | 7 Botany |
| Updated on 2025/09/12 |
|